Logo

Webible

//
16. Ary raha vao natao batisa Jesosy, d...

Matthew

Kapitel 3 : Vers 16

16 / 17

Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin’ ny rano niaraka tamin’ izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin’ Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.