Logo

Webible

//
2. Mandidia ny Zanak’ Isiraely hoe: Ny...

Numbers

Kapitel 28 : Vers 2

2 / 31

Mandidia ny Zanak’ Isiraely hoe: Ny fanatitra ho Ahy, dia ny haniko, izay fanatitra atao amin’ ny afo ho hanitra ankasitrahana ho Ahy, dia aoka hotandremanareo ny hanaterana izany ho Ahy amin’ ny fotoany avy.