Logo

Webible

//
55. Fa raha tsy roahinareo eo alohanare...

Numbers

Kapitel 33 : Vers 55

55 / 56

Fa raha tsy roahinareo eo alohanareo ny mponina amin’ ny tany, dia ho lay amin’ ny masonareo sy ho tsilo amin’ ny tehezanareo izay avelanareo hitoetra eo, ka handrafy anareo eo amin’ ny tany izay onenanareo izy;