Κεφάλαιο 5 : Εδάφιο 32
Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an’ i Sema sy Hama ary Jafeta izy.