Logo

Webible

//
16. Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho...

John

Κεφάλαιο 15 : Εδάφιο 16

16 / 27

Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin’ ny anarako na inona na inona.