Logo

Webible

//
59. Izany no lalàna ny amin’ ny habokan...

Leviticus

Κεφάλαιο 13 : Εδάφιο 59

59 / 59

Izany no lalàna ny amin’ ny habokana eo amin’ ny fitafiana volon’ ondry na rongony, na eo amin’ izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin’ ny zavatra natao tamin’ ny hoditra, hanaovana azy hoe madio, na hanaovana azy hoe maloto.