Κεφάλαιο 5 : Εδάφιο 15
Misotroa rano avy amin’ ny lavaka famorian-dranonao ihany Sy rano miboiboika avy amin’ ny fantsakanao.