Chapter 14 : Verse 16
Ary ny mpitilin’ i Saoly ao Gibean’ ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.