Logo

Webible

//
20. Ary Saoly sy ny vahoaka rehetra iza...

1 Samuel

Chapter 14 : Verse 20

20 / 52

Ary Saoly sy ny vahoaka rehetra izay teo aminy nivory, ka dia tonga tany amin’ ny ady izy, ary indreo ny Filistina nifamely tamin’ ny sabany, dia izy samy izy, ka nifanaritaka be ihany.