Chapter 29 : Verse 13
ary tamin’ ny taranak’ i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin’ ny taranak’ i Asafa dia Zakaria sy Matania;