Logo

Webible

//
16. Ary hisy lalana voavoatra halehan’ ...

Isaiah

Chapter 11 : Verse 16

16 / 16

Ary hisy lalana voavoatra halehan’ ny olony sisa, izay sisa avy any Asyria, dia toy ny ho an’ ny Isiraely tamin’ ny andro niakarany avy tany amin’ ny tany Egypta.