Logo

Webible

//
22. dia aoka isika hanatona amin’ ny fo...

Hebrews

Capítulo 10 : Versículo 22

22 / 39

dia aoka isika hanatona amin’ ny fo marina sy amin’ ny fahatokiana be avy amin’ ny finoana, manana fo voadio ho afaka amin’ ny fieritreretana ratsy sy tena voasasa tamin’ ny rano madio;