Logo

Webible

//
18. Tsy misy manaisotra ny aiko amiko, ...

John

Capítulo 10 : Versículo 18

18 / 42

Tsy misy manaisotra ny aiko amiko, fa ny tenako ihany no manolotra azy. Manana fahefana hanolotra azy Aho, ary manana fahefana haka azy indray. Izany didy izany dia azoko tamin’ ny Raiko.