Logo

Webible

//
26. Jesosy namaly azy hoe: Lazaiko amin...

John

Capítulo 6 : Versículo 26

26 / 71

Jesosy namaly azy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Mitady Ahy ianareo, nefa tsy noho ny nahitanareo famantarana, fa noho ny nihinananareo ny mofo ka voky.