Capítulo 4 : Versículo 26
Ataovy marina ny alehan’ ny tongotrao, Dia ho voalamina ny alehanao rehetra;