Logo

Webible

//
30. Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahe...

Daniel

Luku 2 : Jae 30

30 / 49

Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zava-miafina, fa ny mba hampahafantarana ny mpanjaka ilay hevitra, ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao.