Logo

Webible

//
10. Ary rehefa mby akaiky Farao, dia na...

Exodus

Luku 14 : Jae 10

10 / 31

Ary rehefa mby akaiky Farao, dia natopin’ ny Zanak’ Isiraely ny masony, ka, indreo, ny Egyptiana tamy manenjika azy; dia raiki-tahotra indrindra ny Zanak’ Isiraely ka nitaraina tamin’ i Jehovah.