Logo

Webible

//
45. Fa Izaho no Jehovah Izay nitondra a...

Leviticus

Luku 11 : Jae 45

45 / 47

Fa Izaho no Jehovah Izay nitondra anareo niakatra avy tany amin’ ny tany Egypta, mba ho Andriamanitrareo, ka dia ho masìna ianareo, satria masìna Aho.