Luku 14 : Jae 9
Ary lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin’ izao tontolo izao no hitoriana ny filazantsara, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy.