Logo

Webible

//
5. Indro, efa nampianariko didy sy fit...

Deuteronomy

Chapitre 4 : Verset 5

5 / 49

Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian’ i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ ny tany izay efa hidiranareo holovana.