Logo

Webible

//
18. Dia haka hysopa ny lehilahy madio a...

Numbers

Chapitre 19 : Verset 18

18 / 22

Dia haka hysopa ny lehilahy madio anankiray ka hanoboka azy eo amin’ ny rano, dia hafafiny amin’ ny lay mbamin’ ny fanaka rehetra sy ny olona izay eo ary ilay nikasika ny taolana, na ny novonoina, na ny matin’ aretina, na ny fasana.