Logo

Webible

//
8. Kanefa ny isan’ ny biriky izay fana...

Exodus

5. fejezet : 8. vers

8 / 23

Kanefa ny isan’ ny biriky izay fanaony teo aloha dia mbola hampanaovinareo azy ihany, fa aza ahenanareo; fa malaina izy, koa izany no itarainany hoe: Aoka izahay handeha hamono zavatra hatao fanatitra ho an’ Andriamanitray.