Logo

Webible

//
8. Dia nivoaka izy ka lasa nandositra ...

Mark

16. fejezet : 8. vers

8 / 20

Dia nivoaka izy ka lasa nandositra niala tamin’ ny fasana, fa tora-kovitra sady talanjona izy; ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin’ olona izy, satria natahotra.