Logo

Webible

//
3. Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak’ ...

1 Chronicles

Capitolo 19 : Versetto 3

3 / 19

Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak’ i Amona tamin’ i Hanona: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan’ i Davida hitsapa alahelo anao? Fa tsy hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nalehan’ ireo mpanompony ireo atỳ aminao?