Capitolo 6 : Versetto 14
Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin’ i Maly, Semey no zanakalahin’ i Libny, Oza no zanakalahin’ i Semey,