Logo

Webible

//
16. Izao no ahafantarantsika ny fitiava...

1 John

Capitolo 3 : Versetto 16

16 / 24

Izao no ahafantarantsika ny fitiavana, satria Izy no nanolotra ny ainy hamonjy antsika; ary isika kosa mba tokony hanolotra ny aintsika hamonjy ny rahalahy.