Logo

Webible

//
2. Ary hoy Davida: Hanisy soa an’ i Ha...

2 Samuel

Capitolo 10 : Versetto 2

2 / 19

Ary hoy Davida: Hanisy soa an’ i Hanona, zanak’ i Nahasy, aho, toy ny soa nataon-drainy tamiko. Ary Davida naniraka ny mpanompony hitsapa alahelo azy ny amin-drainy. Ary tonga tany amin’ ny tanin’ ny taranak’ i Amona ny mpanompon’ i Davida.