Capitolo 23 : Versetto 28
Ary satria ta-hahalala tsara izay niampangany azy aho, dia nentiko nidina ho eo amin’ ny Synedriona izy;