Logo

Webible

//
32. Fa anontanio ange ny andro lasa, iz...

Deuteronomy

Capitolo 4 : Versetto 32

32 / 49

Fa anontanio ange ny andro lasa, izay teo alohanao hatramin’ ny andro izay namoronan’ Andriamanitra olombelona tetỳ ambonin’ ny tany ary hatramin’ ny faravodilanitra manodidina, raha mba nisy zavatra lehibe tahaka izany, na mba efa nisy re tahaka izany.