Logo

Webible

//
13. Ary tandremo izay rehetra nolazaiko...

Exodus

Capitolo 23 : Versetto 13

13 / 33

Ary tandremo izay rehetra nolazaiko taminareo, ka aza manonona ny anaran’ andriamani-kafa akory ianareo; aza avela ho re avy amin’ ny vavanao izany.