Logo

Webible

//
10. Koa, indro, na dia voavoly aza izy,...

Ezekiel

Capitolo 17 : Versetto 10

10 / 24

Koa, indro, na dia voavoly aza izy, moa ho vanona va? Tsy halazo tokoa va izy, raha asian’ ny rivotra avy any atsinanana? Eny, halazo eo amin’ ny tany voafaritra naniriany izy.