Logo

Webible

//
11. Dia hampitombo olona sy biby fiompy...

Ezekiel

Capitolo 36 : Versetto 11

11 / 38

Dia hampitombo olona sy biby fiompy eny aminareo Aho, ka hitombo sy hiteraka ireo; Hametrahako mponina tahaka ny taloha any aminareo, ary hanisy soa anareo mihoatra noho ny tamin’ ny niandohanareo Aho; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.