Logo

Webible

//
6. Efa renay ny fiavonavonan’ i Moaba ...

Isaiah

Capitolo 16 : Versetto 6

6 / 14

Efa renay ny fiavonavonan’ i Moaba fatra-piavonavona loatra izy dia ny fireharehany sy ny fiavonavonany sy ny fihoa-bavany ary ny fibedibediny foana.