Logo

Webible

//
2. Nisy serafima nitsangana teo amboni...

Isaiah

Capitolo 6 : Versetto 2

2 / 13

Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy; ny roa nanaronany ny tavany, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.