Logo

Webible

//
8. Raha reraka tato anatiko ny fanahik...

Jonah

Capitolo 2 : Versetto 8

8 / 11

Raha reraka tato anatiko ny fanahiko, Dia nahatsiaro an’ i Jehovah aho; Ka tonga tao aminao ny fivavako, Dia tao amin’ ny tempolinao masìna.

Jonah 2:8