Logo

Webible

//
25. Dia hovonoina ny zanak’ ondry izay ...

Leviticus

Capitolo 14 : Versetto 25

25 / 57

Dia hovonoina ny zanak’ ondry izay hatao fanati-panonerana, dia hangalan’ ny mpisorona ny ran’ ny fanati-panonerana, ka hotentenany ny tendron’ ny ravin-tsofina ankavanan’ ilay hodiovina sy ny ankihiben-tànany ankavanana ary ny ankihiben-tongony ankavanana;