Logo

Webible

//
11. Ary hampanatonin’ i Arona ny vantot...

Leviticus

Capitolo 16 : Versetto 11

11 / 34

Ary hampanatonin’ i Arona ny vantotr’ ombilahy, izay hatao fanatitra noho ny ota ho an’ ny tenany, ka dia hanao fanavotana ho azy sy ny ankohonany izy, dia hovonoiny ny vantotr’ ombilahy, izay hatao fanatitra noho ny ota ho an’ ny tenany.