Logo

Webible

//
34. Ary hangalan’ ny mpisorona amin’ ny...

Leviticus

Capitolo 4 : Versetto 34

34 / 35

Ary hangalan’ ny mpisorona amin’ ny fanondrony ny ran’ ny fanatitra noho ny ota ka hatentiny eo amin’ ny tandroky ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, ary ny rà sisa rehetra dia haidiny eo am-bodin’ ny alitara.