Capitolo 9 : Versetto 10
fa ny saborany sy ny voany roa ary ny ila-atiny lehibe avy tamin’ ny fanatitra noho ny ota dia nodorany ho fofona teo ambonin’ ny alitara, araka izay nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy;