Logo

Webible

//
35. Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna...

Matthew

Capitolo 9 : Versetto 35

35 / 38

Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin’ ny synagoga sy nitory ny filazantsaran’ ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin’ ny rofy rehetra.