Logo

Webible

//
3. dia hifady divay sy toaka izy; tsy ...

Numbers

Capitolo 6 : Versetto 3

3 / 27

dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na ny lena, na ny maina.