Logo

Webible

//
1. Teny faminaniana avy tamin’ i Jehov...

Zechariah

Capitolo 9 : Versetto 1

1 / 17

Teny faminaniana avy tamin’ i Jehovah ny amin’ ny loza hanjo ny tany Hadraka, Ary Damaskosy no hiharany ― Fa ny mason’ i Jehovah mandinika ny olombelona Mbamin’ ny firenena rehetra amin’ ny Isiraely ―