Logo

Webible

//
7. Ary nony hitan’ ny lehilahy rehetra...

1 Chronicles

第10章 第7節

7 / 14

Ary nony hitan’ ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely teny amin’ ny lohasaha fa nandositra ny olona, ary maty Saoly sy ny zanany, dia niala tamin’ ny tanànany izy ka nandositra; ary dia tonga ny Filistina ka nonina tao.