Logo

Webible

//
15. Ary rehefa vita ny famakiana ny lal...

Acts

第13章 第15節

15 / 52

Ary rehefa vita ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany, ny mpanapaka ny synagoga dia nampilaza taminy ka nanao hoe: Ry rahalahy, raha misy fananarana hataonareo amin’ ny olona, dia ataovy.