第4章 第26節
Ary nony afaka roa ambin’ ny folo volana, dia nitsangantsangana teo an-tampon’ ny tranony tao Babylona izy.