Logo

Webible

//
33. Tamin’ izay dia nody tamiko ny saik...

Daniel

第4章 第33節

33 / 34

Tamin’ izay dia nody tamiko ny saiko, ary nody tamiko koa ny fahalehibiazako sy ny voninahitro ho tabihan’ ny fanjakako, ary ny mpanolotsaiko sy ny andriandahiko nikatsaka ahy, ka nampitoerina teo amin’ ny fanjakako aho, sady nanampy ho ahy ny fahalehibiazana malaza.