Logo

Webible

//
29. Ary Belsazara dia nanome teny, ka d...

Daniel

第5章 第29節

29 / 30

Ary Belsazara dia nanome teny, ka dia nampiakanjoina volomparasy Daniela, sady nasiana rojo volamena ny vozony, ary nisy niantso azy ho isan’ ny mpanapaka telo lahy amin’ ny fanjakana.