Logo

Webible

//
15. Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitr...

Daniel

第9章 第15節

15 / 27

Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta tamin’ ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin’ izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao ratsy izahay.