Logo

Webible

//
51. Izaho no mofo velona izay nidina av...

John

第6章 第51節

51 / 71

Izaho no mofo velona izay nidina avy tany an-danitra; raha misy mihinana ity mofo ity, dia ho velona mandrakizay izy; ary ny mofo izay homeko dia ny nofoko ho fiainan’ izao tontolo izao.