Logo

Webible

//
10. Ary amin’ ny andro fahavalo dia hak...

Leviticus

第14章 第10節

10 / 57

Ary amin’ ny andro fahavalo dia haka zanak’ ondrilahy roa tsy misy kilema izy ary zanak’ ondrivavy iray tsy misy kilema izay iray taona ary koba tsara toto telo ampahafolon’ ny efaha voaharo diloilo ho fanatitra hohanina ary diloilo iray loga.